Tsy mba vola (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba vola
Tsy mba vola, na ny zran harena eto an-tany
No ilaiko, sy katsahiko hatrany, fa...
Vetivety, dia ho fongana sy lany
Tsy mba izany, fa ny lanitra rppd ihany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky avy aminao
D'ilay tononkira.serasera.org paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
Na dia izao ny fiainako eto an-tany
Fijaliana, fahoriana sesilany
Eny mantsy,
Tsy mba ataoko mampaninona ahy izany
Faniriko, ny ho mpandresy hatrany hatrany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky paozn avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
Tsy mba vola, na ny zran harena eto an-tany
No ilaiko, sy katsahiko hatrany, fa...
Vetivety, dia ho fongana sy lany
Tsy mba izany, fa ny lanitra rppd ihany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky avy aminao
D'ilay tononkira.serasera.org paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
Na dia izao ny fiainako eto an-tany
Fijaliana, fahoriana sesilany
Eny mantsy,
Tsy mba ataoko mampaninona ahy izany
Faniriko, ny ho mpandresy hatrany hatrany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky paozn avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Sedera AmbalavatoVangy : 434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : todinirinaelie
Daty : 10/07/2025 18:09
