Tsy mba vola (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba vola
Tsy mba vola, na ny harena eto an-tany
No ilaiko, sy katsahiko hatrany, fa...
Vetivety, dia ho fongana sy lany
Tsy mba izany, tononkira.serasera.org fa ny lanitra ihany
Refrain
Sambatra aho hahazo btkzwndf toky avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
Na dia izao ny fiainako eto an-tany
Fijaliana, fahoriana xaton sesilany
Eny mantsy,
Tsy mba ataoko mampaninona ahy izany
Faniriko, ny ho mpandresy hatrany hatrany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, xrzwanz ho anao, mandrakizay
Tsy mba vola, na ny harena eto an-tany
No ilaiko, sy katsahiko hatrany, fa...
Vetivety, dia ho fongana sy lany
Tsy mba izany, tononkira.serasera.org fa ny lanitra ihany
Refrain
Sambatra aho hahazo btkzwndf toky avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
Na dia izao ny fiainako eto an-tany
Fijaliana, fahoriana xaton sesilany
Eny mantsy,
Tsy mba ataoko mampaninona ahy izany
Faniriko, ny ho mpandresy hatrany hatrany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, xrzwanz ho anao, mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Sedera AmbalavatoHits : 435
Likes : 0 Like
Created by : todinirinaelie
Date : 10/07/2025 18:09
