Ampidiro aloha ny tenimiafina
Masina ny Anaranao (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Masina ny anaranao, ry Tompo Tsitoha ô
Ray be voninahitra, tsy misy ny toa Anao
'Ndreto ny zanakao, miantso ny anaranao
Koa raiso ny vavakay ry Tompo masina ô
Réf:
Midina Ianao hitari-dalana
Fa mila Anao izahay hitarika anay
Fa maro fandrika ny lalan-kizoranay
Ka tano sodir ny ondrinao hifikitra Aminao
2.
Irinay ny Fanahinao hitsilo ny dianay
Ka hanamasina anay ho fnfr mendrika toa Anao
Ampioreno ny finoanay Anao
Miangavy Anao Jesosy ô, henoy ny vavakay
Réf: Midina Ianao..........................
ehdtpxtt tononkira.serasera.org Chorale F.F.V

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaVangy : 223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Miie
Daty : 04/11/2025 16:49