Fo vaovao (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Mba dekj havaozy ny foko ry Jesosy, ka diovy sy sasao ireo loto
Faniriako ny hanana fo madio, fo madio toy ny Anao
Fa efa leo ny setrom-pahotana, vonona aho ny ho isan'ny mpanomponao
Ny amiko rehetra atolotro ho Anao, satria FO VAOVAO no tiako hiainana izao
Réf:
Omeo fo madio, fo mitia sy fandeferana aho ry Ray
Hahaizako mitia, toy ny nitiavanao anay
Ireo ditra sy hadalana izay vitako hatrizay
Dia neniko Ray, FO VAOVAO no hiainako izao
2.
Iriko Ianao tononkira.serasera.org mba hitarika ahy, hanazava ny lalana hombako
Maro ireo fandrika mandavo ahy, mampisaraka Aminao
Fa efa leo ny ovme setrom-pahotana, vonona aho ny ho isan'ny mpanomponao

Réf: Omeo fo madio................................
gzxkc Chorale F.F.V

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaVangy : 394
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Miie
Daty : 04/11/2025 17:10