Ny manompo Anao (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Toa mahafaly zlwmnpsw fotsiny ahy ny antsoina hoe manompo Anao
Faly aho rehefa antsoina hoe mpitory ny anaranao
Tsapako anefa ankehitriny fa tsy filan-dera no manaraka Anao
Manenina aho Ray ô ka mifona Aminao

Réf:
Hay kay ny manompo Anao mila fanetren-tena be
Manaiky ho tarihinao na aiza toerana ho aleha
Manao ny asa amin'ny fitiavana tsy mila tambiny
Na vcnu mafy aza ny dia, ny mihemotra sanatria

2.
Ny andro sisa omenao ahy tsy ho ataoko toy ny taloha
Fa hataoko tena hitoriana ny anaranao Jesosy
Ka ho hatomboko amin'ny fianakaviako sy ny ankohonana atolotrao
Mba ho tena tokatrano miaraka manompo Anao

Réf:
Satria ny manompo Anao mila fanetren-tena be
Manaiky hotarihinao na aiza toerana ho aleha
Manao ny asa amin'ny fitiavana tsy mila tambiny
Na mafy aza ny dia, ny mihemotra sanatria

Ny tena manompo Anao mila fanetren-tena be
Manaiky hotarihinao na aiza toerana ho aleha
Manao ny asa tononkira.serasera.org amin'ny fitiavana tsy mila tambiny
Na mafy aza ny dia, ny mihemotra sanatria

          qzpjmvb                                                                               Chorale F.F.V

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona
Visites : 267
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Miie
Date : 04/11/2025 17:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394