Masina ny Anaranao (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Masina ny anaranao, ry Tompo Tsitoha ô
Ray be voninahitra, tsy misy ny toa Anao
'Ndreto zbbnel ny zanakao, miantso ny anaranao
Koa raiso ny vavakay ry Tompo masina ô
Réf:
Midina Ianao hitari-dalana
Fa mila Anao izahay nnfqcihv hitarika anay
Fa maro fandrika ny lalan-kizoranay
Ka tano ny ondrinao hifikitra Aminao
2.
Irinay ny Fanahinao hitsilo ny dianay
Ka hanamasina anay tononkira.serasera.org ho mendrika toa Anao
Ampioreno ny finoanay Anao
Miangavy Anao Jesosy ô, henoy ny vavakay
Réf: Midina Ianao..........................
txuc Chorale F.F.V

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaHits : 256
Likes : 0 Like
Created by : Miie
Date : 04/11/2025 16:49