Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miantso anao ny Tompo (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
N'inona n'inona olana mianjady aminao
Jesosy no vahaolana ngpfzfbi ka andeha hiantoraho
Koa mahereza hatrany hatrany hianao
Fa Izy ilay Tompo tsy mandao
Réf:
Miantso anao ny Tompo mrgzni anio, ka mandondona ao am-baravaram-ponao
Voahy Izy ka valio, maniry honina ao
Fa Jesosy anie, efa ela niandry anao
Vonona Izy hitantana ny fiainanao
2.
Maro ireo fahavalo izay manenjika anao
Mitady ny handrendrika sy ny handavo anao
F'ilay Jesoa tsy hamela anao irery
Ny zanany tsisy hafoiny ho very
Réf:
Miantso anao ny Tompo anio...................
biajhkeh tononkira.serasera.org Chorale F.F.V

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaHits : 241
Likes : 0 Like
Created by : Miie
Date : 02/11/2025 15:48