Masina ny Anaranao (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Masina ny anaranao, ry Tompo Tsitoha ô
Ray be voninahitra, tsy misy ny toa Anao
'Ndreto ny zanakao, miantso ny fpcd anaranao
Koa raiso ny vavakay ry Tompo masina ô
Réf:
Midina Ianao hitari-dalana
Fa mila Anao izahay hitarika anay
Fa maro fandrika ny lalan-kizoranay
Ka tano ny ondrinao zzje hifikitra Aminao
2.
Irinay ny Fanahinao hitsilo ny dianay
Ka hanamasina anay ho mendrika toa Anao
Ampioreno ny finoanay Anao
Miangavy Anao Jesosy ô, henoy ny vavakay
Réf: Midina Ianao..........................
tononkira.serasera.org mfsateg Chorale F.F.V

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaVisites : 287
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Miie
Date : 04/11/2025 16:49