Ny fanahinao ry Tompo (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahinao ry Tompo, no mamelona ahy
Hitondrako ny fiainako, ny fiainako eto an-tany
Ny tononkira.serasera.org anatrao, zary vatsy ho ahy
Ary hery hivelomako eo znflh akaikinao ry Ray ô
Indro atolotro anao, ny heriko rehetra
Ho anao ry be fitia, Ho anao doria doria (2)
Ry tompo ô meteza ianao
Ho mpiambina ahy izao
Arotsahy ato amiko, ny fanahinao lyrcruma ry Tompo
Hanazava izny lalako,hahitako izay aleha
Fa ianao, gjffnhnh ianao irery ihany
No hany lalana sy tanjona hiafarako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana AnatihazoVangy : 2353
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 29/06/2016 12:44