Jesoa irery ihany (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa irery ihany
No tononkira.serasera.org reharehako
Na aiza na aiza eran-tany
No lalan-kalehako
Jesoa irery ihany ihlamul no Tompo
Mpamonjy mpanafaka
Izy irery ihany no vonjy
Tsy mahasolafaka
Jesoa vsklzi irery ihany (3)
No mpana-lalana amin'Andriamanitra
Rain'ny voninahitra
Ny foko indro wvjr ovany, sasany madio koa
Ny toetra ratsy alàny, omeny ahy ny soa
Ho deraiko mandritra ny andro iainako
Ny mpanaotra ahy, Jesoa irery ihany
No tononkira.serasera.org reharehako
Na aiza na aiza eran-tany
No lalan-kalehako
Jesoa irery ihany ihlamul no Tompo
Mpamonjy mpanafaka
Izy irery ihany no vonjy
Tsy mahasolafaka
Jesoa vsklzi irery ihany (3)
No mpana-lalana amin'Andriamanitra
Rain'ny voninahitra
Ny foko indro wvjr ovany, sasany madio koa
Ny toetra ratsy alàny, omeny ahy ny soa
Ho deraiko mandritra ny andro iainako
Ny mpanaotra ahy, Jesoa irery ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana AnatihazoVangy : 2301
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 29/06/2016 12:41
