Izay tsy tia (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ymopv Izay tsy tia tsy mahalala ny Ray
Fa mihevitra honina ho mandrakizay
Eto amin'ny tany izy wkri be siasia
Manjeny ny andro lava doria
Mandalo ihany isika izao
Ka tokony hihevitra na izaho na ianao
Koa raha vonona ary re, mba cmnovpmc lazao
Avia, mandrosoa ao an-tranon'ny ray
Misy didy iray 'zay navelan'ny Tompo
Ny hifankatiavantsika,toy ny itiavany antsika
Raha tia sy mahalala ny Ray ary ianao
Dia ho mora tokoa ny hanatontosana tononkira.serasera.org izany
Fa mihevitra honina ho mandrakizay
Eto amin'ny tany izy wkri be siasia
Manjeny ny andro lava doria
Mandalo ihany isika izao
Ka tokony hihevitra na izaho na ianao
Koa raha vonona ary re, mba cmnovpmc lazao
Avia, mandrosoa ao an-tranon'ny ray
Misy didy iray 'zay navelan'ny Tompo
Ny hifankatiavantsika,toy ny itiavany antsika
Raha tia sy mahalala ny Ray ary ianao
Dia ho mora tokoa ny hanatontosana tononkira.serasera.org izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana AnatihazoVangy : 2223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 29/06/2016 12:18
