Ny fanahinao ry Tompo (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahinao ry Tompo, no mamelona njody ahy
Hitondrako ny fiainako, ny fiainako eto an-tany
Ny anatrao, zary yjmpaft vatsy ho ahy
Ary hery hivelomako eo akaikinao ry Ray ô
Indro atolotro anao, ny heriko rehetra
Ho anao ry be fitia, Ho anao pblysd doria doria (2)
Ry tompo ô meteza ianao
Ho mpiambina ahy izao
Arotsahy ato amiko, ny fanahinao ry Tompo
Hanazava izny lalako,hahitako izay aleha
Fa ianao, ianao irery ihany
No hany lalana tononkira.serasera.org sy tanjona hiafarako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Akompiderana AnatihazoVisites : 2352
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : franckyrkt
Date : 29/06/2016 12:44