Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeko anareo (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Omeko anareo ny fiadanako
Omeko tsisy gsbdokt fetra ny fitiavako
Nareo mifankatia tononkira.serasera.org no tena mpianatro
Mahay mifamela, mahay mifanasoa
2-Nafoiko ho sakafonareo, ny nofoko fihinanareo
Ny Rako hanalàna rchhkq ny ota, no antoky ny fiainanareo
Ny fonareo tsy hangorohoro, ny sainareo ho tony dia tony
Fa fiadanako sahady, no efa ao anatinareo
3-Fa toy ny mpirahalahy, mahay mifandefitra
Ho mpianakavy tafaray anaty vala tokana
Fa Tompo iray no nahary, fa Zanaka iray no namonjy
zzxapw Fanahy iray no mankahery, miombona fiadanana
Ref: Sambatra, sambatra izay mifankatia
Fa ety an-tany sahady, misantatra ny lanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana AnatihazoVangy : 2964
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 25/06/2016 13:32