Ny fanahinao ry Tompo (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahinao ry toej Tompo, no mamelona ahy
Hitondrako ny fiainako, ny fiainako eto an-tany
Ny anatrao, zary vatsy ho ahy
Ary hery hivelomako eo akaikinao ry Ray ô
Indro atolotro anao, ny heriko rehetra
Ho anao ry be fitia, Ho anao doria doria (2)
Ry tompo tononkira.serasera.org ô meteza ianao
Ho mpiambina ahy izao
Arotsahy ato amiko, ny bdkrjt fanahinao ry Tompo
Hanazava izny lalako,hahitako izay aleha
Fa ianao, ianao dwomfvv irery ihany
No hany lalana sy tanjona hiafarako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Akompiderana AnatihazoHits : 2354
Likes : 0 Like
Created by : franckyrkt
Date : 29/06/2016 12:44