Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesoa irery ihany (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa irery ihany
No reharehako
Na aiza na aiza eran-tany
No lsqhjtki lalan-kalehako
Jesoa uurcbic irery ihany no Tompo
Mpamonjy mpanafaka
Izy irery ihany no vonjy
Tsy mahasolafaka
Jesoa irery ihany (3)
No mpana-lalana amin'Andriamanitra
Rain'ny voninahitra
Ny foko wcvtu indro ovany, sasany madio koa
Ny toetra tononkira.serasera.org ratsy alàny, omeny ahy ny soa
Ho deraiko mandritra ny andro iainako
Ny mpanaotra ahy, Jesoa irery ihany
No reharehako
Na aiza na aiza eran-tany
No lsqhjtki lalan-kalehako
Jesoa uurcbic irery ihany no Tompo
Mpamonjy mpanafaka
Izy irery ihany no vonjy
Tsy mahasolafaka
Jesoa irery ihany (3)
No mpana-lalana amin'Andriamanitra
Rain'ny voninahitra
Ny foko wcvtu indro ovany, sasany madio koa
Ny toetra tononkira.serasera.org ratsy alàny, omeny ahy ny soa
Ho deraiko mandritra ny andro iainako
Ny mpanaotra ahy, Jesoa irery ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana AnatihazoVangy : 2304
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 29/06/2016 12:41
