Jesoa irery ihany (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa irery ihany
No reharehako
Na aiza na aiza eran-tany
No lalan-kalehako
Jesoa irery ihany no tononkira.serasera.org Tompo
Mpamonjy mpanafaka
Izy irery nbpdu ihany no vonjy
Tsy mahasolafaka
Jesoa irery ihany (3)
No iiuhgyd mpana-lalana amin'Andriamanitra
Rain'ny voninahitra
Ny foko indro ovany, sasany madio koa
Ny toetra ratsy alàny, omeny ahy ny soa
Ho deraiko mandritra ny andro iainako
Ny mpanaotra ahy, Jesoa yypgv irery ihany
No reharehako
Na aiza na aiza eran-tany
No lalan-kalehako
Jesoa irery ihany no tononkira.serasera.org Tompo
Mpamonjy mpanafaka
Izy irery nbpdu ihany no vonjy
Tsy mahasolafaka
Jesoa irery ihany (3)
No iiuhgyd mpana-lalana amin'Andriamanitra
Rain'ny voninahitra
Ny foko indro ovany, sasany madio koa
Ny toetra ratsy alàny, omeny ahy ny soa
Ho deraiko mandritra ny andro iainako
Ny mpanaotra ahy, Jesoa yypgv irery ihany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Akompiderana AnatihazoHits : 2305
Likes : 0 Like
Created by : franckyrkt
Date : 29/06/2016 12:41
