Jesoa irery ihany (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa irery ihany
No reharehako
Na xsdfhdn aiza na aiza eran-tany
No lalan-kalehako

Jesoa irery icxzq ihany no Tompo
Mpamonjy mpanafaka
Izy irery ihany no vonjy
Tsy mahasolafaka

Jesoa irery ihany (3)
No mpana-lalana amin'Andriamanitra
Rain'ny voninahitra
Ny foko indro ovany, sasany madio koa
Ny toetra ratsy alàny, mbemsnea omeny ahy ny soa
Ho deraiko mandritra ny andro tononkira.serasera.org iainako
Ny mpanaotra ahy, Jesoa irery ihany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Akompiderana Anatihazo
Visites : 2369
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : franckyrkt
Date : 29/06/2016 12:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3666