Ny fanahinao ry Tompo (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahinao ry Tompo, no mamelona egjl ahy
Hitondrako ny fiainako, tawvisk ny fiainako eto an-tany
Ny anatrao, zary vatsy cvqxoozy ho ahy
Ary hery hivelomako eo akaikinao ry Ray ô
Indro atolotro anao, ny heriko rehetra
Ho anao ry be fitia, Ho anao doria doria (2)
Ry tompo ô meteza ianao
Ho mpiambina ahy izao
Arotsahy ato amiko, ny fanahinao ry Tompo
Hanazava izny lalako,hahitako izay aleha
Fa ianao, tononkira.serasera.org ianao irery ihany
No hany lalana sy tanjona hiafarako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana AnatihazoVangy : 2351
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 29/06/2016 12:44