Izay tsy tia (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tsy tia tsy mahalala ny Ray
Fa tononkira.serasera.org mihevitra honina ho mandrakizay
Eto amin'ny tany izy be siasia
Manjeny ny andro lava doria
Mandalo ihany isika izao
Ka tokony hihevitra na izaho na ianao
Koa raha vonona ary re, mba lazao
Avia, mandrosoa ao an-tranon'ny ray
Misy didy iray 'zay navelan'ny Tompo
Ny hifankatiavantsika,toy ny itiavany antsika
Raha tia sy fxjkp mahalala ny kowfb Ray ary ianao
Dia ho mora tokoa ny hanatontosana izany
teazrnt

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana AnatihazoVangy : 2226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 29/06/2016 12:18