Izay tsy tia (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tsy tia tsy mahalala ny Ray
Fa mihevitra honina aczkf ho mandrakizay
Eto amin'ny tany izy be siasia
Manjeny ny andro lava doria
Mandalo ihany tononkira.serasera.org isika izao
Ka tokony hihevitra na izaho na ianao
Koa raha vonona ary re, mba lazao
Avia, mandrosoa eonuqg ao an-tranon'ny ray
Misy didy iray 'zay navelan'ny Tompo
Ny hifankatiavantsika,toy ny itiavany antsika
Raha tia sy mahalala ny Ray iigvzz ary ianao
Dia ho mora tokoa ny hanatontosana izany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Akompiderana AnatihazoVisites : 2224
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : franckyrkt
Date : 29/06/2016 12:18