Izay tsy tia (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tsy tia tsy mahalala ny Ray
Fa mihevitra honina ho mandrakizay
Eto amin'ny qfcvj tany izy be  siasia
Manjeny ny andro lava doria

Mandalo ihany isika tononkira.serasera.org izao
Ka tokony hihevitra na izaho na ianao
Koa raha vonona ary re, mba lazao
Avia, mandrosoa ao an-tranon'ny ray

Misy didy iray 'zay navelan'ny Tompo
Ny hifankatiavantsika,toy ny itiavany antsika
Raha tia sy mahalala zlzw ny Ray ary ianao
Dia ho mora zgyb tokoa ny hanatontosana izany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293