Fiainana Soa (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wpuoyql Misy fiainana soa sy mirindra
Tsy mba misy ahiahy sy tomany
Tsy mba misy adin-tsaina sy sento
Fa fiadanana mandrakizay
Mbola lavitra antsika any drtfa ho any
Izany fiainana sambatra izany
Nefa akaiky tokoa ao anatin'ny fo
Fiadanana mandrakizay
Fa ny fo tsy mahay mankahala
Misy fianana soa
Itoeran'ny Tompo malala
Misy fiainana soa
Fa ianao izay manaiky ny teny
Sy tononkira.serasera.org mivelona amin'izany
Itoeran'ny Tompo malala
Ka dia hanana fiainana soa
ewpnq
Tsy mba misy ahiahy sy tomany
Tsy mba misy adin-tsaina sy sento
Fa fiadanana mandrakizay
Mbola lavitra antsika any drtfa ho any
Izany fiainana sambatra izany
Nefa akaiky tokoa ao anatin'ny fo
Fiadanana mandrakizay
Fa ny fo tsy mahay mankahala
Misy fianana soa
Itoeran'ny Tompo malala
Misy fiainana soa
Fa ianao izay manaiky ny teny
Sy tononkira.serasera.org mivelona amin'izany
Itoeran'ny Tompo malala
Ka dia hanana fiainana soa
ewpnq
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Akompiderana AnatihazoVangy : 2245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 29/06/2016 13:18
