Fiainana Soa (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fiainana soa sy mirindra
Tsy mba misy ahiahy sy tomany
Tsy mba misy adin-tsaina sy sento
Fa fiadanana mandrakizay
Mbola lavitra antsika any ho any
Izany fiainana sambatra izany
Nefa akaiky tokoa ao anatin'ny fo
Fiadanana mandrakizay

Fa ny fo tsy mahay mankahala
Misy fianana soa
Itoeran'ny Tompo malala
Misy fiainana soa
Fa ianao izay manaiky ny teny
Sy mivelona amin'izany
Itoeran'ny Tompo malala
Ka dia hanana fiainana soa
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0751