Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho Anao Manontolo (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifampizarako ny hafaliako hatrany,
No ilaiko rjoiftbi olon-tiana eto an_tany,
Hiaraka hisedra ny mangidy sy tononkira.serasera.org ny mamy,
Hamafa tomany..
Efa ela ihany aho no nanana fitia,
Fa tsisy ksehjlma mihoatr'izay nomen_dry,
Fa tena fitiavana be dia be..
Eny be dia be e!....oooohh yehhh
Tena mamy....tena mamy...
Fiarahantsika hatrizay ka hatrizao...
Toy ny omaly ihany ny androany,
Ny ampitso ary ho mandrakizay akia...
Izaho sy ianao ihany no mahalala ny tsiambaratelo...
Matoa isika miaraka dia mifameno..
Anao irery aho
(na misy adiady tsy ataontsika handrava izany)
ireo taona mifandimby tsy hampiova ny fitia
Isika roa no tompontsafidy matoa miaradia,
Eny akii,
Ka ny androko sisa hoanao manontolo...
CHAMIR
st valentin 2018 jepm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ChamirVangy : 1639
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english29
Daty : 26/01/2019 12:39