Ho Anao Manontolo (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifampizarako ny hafaliako hatrany,
No ilaiko olon-tiana eto an_tany,
Hiaraka hisedra ny mangidy sy ny mamy,
Hamafa tomany..
Efa ela ihany aho no nanana fitia,
Fa tsisy mihoatr'izay nomen_dry,
Fa tena fitiavana be dia be..
Eny be dia be e!....oooohh yehhh
Tena mamy....tena tononkira.serasera.org mamy...
Fiarahantsika bfxtulkp hatrizay ka hatrizao...
Toy ny yzic omaly ihany ny androany,
Ny ampitso ary ho mandrakizay akia...
Izaho sy ianao jwukjk ihany no mahalala ny tsiambaratelo...
Matoa isika miaraka dia mifameno..
Anao irery aho
(na misy adiady tsy ataontsika handrava izany)
ireo taona mifandimby tsy hampiova ny fitia
Isika roa no tompontsafidy matoa miaradia,
Eny akii,
Ka ny androko sisa hoanao manontolo...
CHAMIR
st valentin 2018

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ChamirVisites : 1717
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : safidy.english29
Date : 26/01/2019 12:39