You are here: home > Tononkira > Chamir

INDRISY (Chamir)

Raha nampoiziko hoe fitia avy aminao
No antony ireny fihetsika ireny
Tsy nisalasala namaly fitia
Indrisy ianao tsy niteny;

Nandeha teny ny fotoana
Tsy tsapako mihitsy hatrizay
Nefa moa atao ahoana
Tsy afaka hiverenana indray..

Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra
ka nefa atao ahoana moa
ny antsika roa tantara sisa

Ref:
Ankehitriny ehTsiky dia ampyhh!
Tsy ao aminao intsony ilay fitia izay nafana
Fahiny ehhh!
Raha mety avereno eto indray
Hasambatra antsika roa
Mandrakizay
Hiaraka hitepo ny fo...
Enga anie tsy ho faty intsony,
Hiverina indray...
'lay fitiavanao nisy taloha..

Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra
ka nefa atao ahoana moa
Ny antsika roa tantara sisa...



A/C : Chamir
nampindraminy an'i Chantal

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chamir
Mpamaky : 295
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : safidy.english29
Tamin'ny : 18/02/2019 10:57:57
ID : 11387

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo