You are here: home > Tononkira > Chamir

Tsiky (Chamir)

Ohhh iehhh!!
Miramirana ny ato am-poko,
Ravoravo ny tontoloko,
Rehefa iny ianao manolotra tsiky hoahy.

Fa fitiavana lehibe tokoa,
eny androany indro atolotro..
Omeko anao;
omeko anao faza manahy.

Eny androany ih!
sika roa hifanaiky
eto anatrehanilay Ray Tsitoha;
Hanolorako teny roa..sy teny mamy ih!
hanambaràko fa tia samy tia isika roa hatrizay ka
ho porofointsika eto indray..
Androany..

Ka hiarak' hisedra izay miseho..
ianao no antenatononkira.serasera.orgiko ts' ho leo..
fa izay misy anao iriko tokoa mba hisy ahy.

Manaiky aho fa sarotra ny dia,Ny
antsika roa hanjakan'ny fitia.
Ny Tompo anie homba ny fiainantsika..

Eny androany ih!
isika roa hifa (...)
ehhh! androany.. ouh! androany.. ehh ieh!
...sy teny mamy hanambarako fa tia samy tia
isika roa hatrizay,
ka ho porofointsika eto indray androany eiehhh!
ouieehh!

Miramirana ny ato am-poko
ravoravo ny tontoloko,
rehefa iny ianao manolotra tsiky ho ahy,
tsiky hoahy!!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chamir
Mpamaky : 171
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : safidy.english29
Tamin'ny : 25/01/2019 15:37:53
ID : 11289

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo