Ho Anao Manontolo (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifampizarako ny tononkira.serasera.org hafaliako hatrany,
No ilaiko ekoz olon-tiana eto an_tany,
Hiaraka hisedra ny mangidy sy ny mamy,
Hamafa tomany..
Efa ela ihany aho no nanana fitia,
Fa tsisy mihoatr'izay nomen_dry,
Fa tena fitiavana be dia be..
Eny be dia be e!....oooohh yehhh
Tena mamy....tena mamy...
Fiarahantsika hatrizay ka hatrizao...
Toy ny omaly ihany ny androany,
Ny ampitso ary ho mandrakizay akia...
Izaho oneohada sy ianao ihany no mahalala ny tsiambaratelo...
Matoa isika miaraka dia mifameno..
Anao irery aho
(na misy adiady tsy ataontsika handrava izany)
ireo taona mifandimby tsy hampiova ny fitia
Isika roa no tompontsafidy matoa miaradia,
Eny akii,
Ka ny androko tltucm sisa hoanao manontolo...
CHAMIR
st valentin 2018
No ilaiko ekoz olon-tiana eto an_tany,
Hiaraka hisedra ny mangidy sy ny mamy,
Hamafa tomany..
Efa ela ihany aho no nanana fitia,
Fa tsisy mihoatr'izay nomen_dry,
Fa tena fitiavana be dia be..
Eny be dia be e!....oooohh yehhh
Tena mamy....tena mamy...
Fiarahantsika hatrizay ka hatrizao...
Toy ny omaly ihany ny androany,
Ny ampitso ary ho mandrakizay akia...
Izaho oneohada sy ianao ihany no mahalala ny tsiambaratelo...
Matoa isika miaraka dia mifameno..
Anao irery aho
(na misy adiady tsy ataontsika handrava izany)
ireo taona mifandimby tsy hampiova ny fitia
Isika roa no tompontsafidy matoa miaradia,
Eny akii,
Ka ny androko tltucm sisa hoanao manontolo...
CHAMIR
st valentin 2018
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ChamirHits : 1719
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english29
Date : 26/01/2019 12:39
