MALALA (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia tsy haiko aza izay tany am-ponao tononkira.serasera.org tany
Dia malala ihany no iantsoako anao...
Mbola hpuqfh tsy haiko ihany koa izay mety iafarany,
Fa mino aho fa 'zah no malalanao...
Ref:
Ianao mahalala fa teo foana aho nitsiriritranao
Dia fantatro ihany koa fa misy fitia aminao any,
Nanomboka teo dia tafiara-dalana izaho sy ianao
Ka nataoko hoe malala no niantsoako anao!
Baby...ianao mahalala ny amiko rehetra,
ouh...ouh...ouh tsisy miafina aminao fa hainao daholo hatr@ toetra...ehhh...ouhhh
Ka aza ilaozana fa eo anilanao no tiako hitoetra..
eh...baby....
Na qumo nisy aza ireo fotoana sarotra nandalovantsika.....
Nandalo nifandimby foana ny adiady sy ny disadisa ohhh...
Izaho immhmahd no tsy mahafoy,
Izaho tsy mahasaraka anao izany,
Ka satriko foana
"malala" no iantsoako anao...
A/C Chamir
St valentin 2019
Ggl_Lyrics: Safidy English

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ChamirVangy : 2134
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english29
Daty : 18/02/2019 10:58