Mbola ho tia ve aho? (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola nitomany aho raha nilaozan'olon-tiana,
Satria efa haiko fa mbola hihoana indray.
Fa ny ducnq fihaonantsika no tsy haiko hoe rahoviana,
Fa nilaozanao aho ho mandrakizay.
Raha ny veloma no apetrako tsy mety,
Aleo ataoko hoe mandrapihaona vetivety.
Ny masoko tsy haiko raha mbola hahita tononkira.serasera.org tsara no ianao,
Fa ny foko aleo isaona izy ho anao.
Raha tsy eo intsony lay tiako t@ androko rehetra mety hotia ve aho amin'ny androko sisa?
Tena tiko izy tsara fanahy tsara toetra.
Zahay jaihu roa mbola ts niaina disadisa,
Tsy tia akoatra azy aho (an..an..an) x2
Izy anie feno fifaliana izy tety,
Tsy niaina alahelo zahay roa fa feno fitia.
Ouh oh,zany anie ka toy ilay masoandro nitondra hazavàna hoazy..any hoany izy,
Enga anie hiaina eo akaikin'ilay Ray Tsitoha..
Fa mino aho ahlyrt fa mbola hihaona izahay roa..
Indray androaaaaaaany..
Raha tsy eo intsony sns...
Chamir in album:TANTARANTSIKA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ChamirVisites : 2112
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : safidy.english29
Date : 02/02/2019 15:56