Maria Renin'ny fitiavana (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra tokoa ianao ry Reny masina ô
Fa nanaiky handray ilay herin'ny fanahy
Tsy ejuubbyo nisalasala ianao nanolo-tena mba
Hanavotana izao tontolo izao.

Sitrak’Andriamanitra ny toetra asehonao
Dia nomeny anao ny fahasoavana
Izao tontolo izao anie miara-manaiky fa
Ianao dia krgujx Renin'ny fitiavana.

Refrain :
Tsotra sy madio ianao Maria ô
Ianao no alainay tahaka isan'andro
Fa ianao no ilay tokana voafidin' Andriamanitra
Ho Reniny ry be fitiavana ô.

Sambatra ihany koa izahay fa manana anao
Ianao ilay Renin'ny fitiavana
Ny herin'ny Avo Indrindra no nanaloka anao
Indro ianao tononkira.serasera.org nanetri-tena ho anay.

Refrain :
Tsotra sy madio ianao Maria ô
Ianao no dfppdrr alainay tahaka isan'andro
Fa ianao no ilay tokana voafidin' Andriamanitra
Ho Reniny ry be fitiavana ô.

Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Vangy : 180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thierry71
Daty : 08/08/2026 22:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4897