Maria Renin'ny fitiavana (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
guiygsic Sambatra tokoa ianao ry Reny masina ô
Fa nanaiky handray ilay herin'ny fanahy
Tsy nisalasala ianao nanolo-tena mba
Hanavotana izao tontolo izao.

Sitrak’Andriamanitra bsgjcusl ny toetra asehonao
Dia nomeny anao ny fahasoavana
Izao tontolo izao anie miara-manaiky fa
Ianao dia Renin'ny fitiavana.

Refrain :
Tsotra sy madio ianao hwjw Maria ô
Ianao no alainay tahaka isan'andro
Fa ianao no ilay tokana voafidin' Andriamanitra
Ho Reniny ry be fitiavana tononkira.serasera.org ô.

Sambatra ihany koa izahay fa manana anao
Ianao ilay Renin'ny fitiavana
Ny herin'ny Avo Indrindra no nanaloka anao
Indro ianao nanetri-tena ho anay.

Refrain :
Tsotra sy madio ianao Maria ô
Ianao no alainay tahaka isan'andro
Fa ianao no ilay tokana voafidin' Andriamanitra
Ho Reniny ry be fitiavana ô.

Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Hits : 101
Likes : 0 Like
Created by : Thierry71
Date : 08/08/2026 22:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329