Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho fanevako (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba ny mqhlae harena mampahory Tompo ô
Tsy ny voninahitra no qfarin katsahiko
Fa ny làlanao ry Yaveh, tahio aho
No hizorako mandrakizay.
Refrain :
Na enjehina aza aho ry Yaveh
Na hosen'ireo tsy tia ahy
Tsy manahy ny fo, tsy manahy ny saiko
Oh oh nmifnhi oh, tsy ory ny fanahy miaraka aminao.
Hiezaka aho ny hitondra fanantenana Tompo ô
Hanome ny hasin'ny voninahitrao
Tsy hirehareha ry Yaveh ô, ampio aho
Fa hidera anao mandrakizay.
Refrain :
Na enjehina aza aho ry Yaveh
Na hosen'ireo tsy tia ahy
Tsy manahy tononkira.serasera.org ny fo tsy manahy ny saiko
Tsy ory ny fanahy miaraka aminao.
Auteur & Compositeur : Thierry Risman
Tsy ny voninahitra no qfarin katsahiko
Fa ny làlanao ry Yaveh, tahio aho
No hizorako mandrakizay.
Refrain :
Na enjehina aza aho ry Yaveh
Na hosen'ireo tsy tia ahy
Tsy manahy ny fo, tsy manahy ny saiko
Oh oh nmifnhi oh, tsy ory ny fanahy miaraka aminao.
Hiezaka aho ny hitondra fanantenana Tompo ô
Hanome ny hasin'ny voninahitrao
Tsy hirehareha ry Yaveh ô, ampio aho
Fa hidera anao mandrakizay.
Refrain :
Na enjehina aza aho ry Yaveh
Na hosen'ireo tsy tia ahy
Tsy manahy tononkira.serasera.org ny fo tsy manahy ny saiko
Tsy ory ny fanahy miaraka aminao.
Auteur & Compositeur : Thierry Risman
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent AlasoraVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thierry71
Daty : 08/08/2026 23:09
