Ho fanevako (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba ny harena mampahory Tompo ô
Tsy ny tononkira.serasera.org voninahitra no katsahiko
Fa ny làlanao ry Yaveh, tahio aho
No hizorako mandrakizay.

Refrain :
Na iiyauwa enjehina aza aho ry Yaveh
Na hosen'ireo tsy tia ahy khcvfor
Tsy manahy ny fo, tsy manahy ny saiko
Oh oh oh, tsy ory ny fanahy miaraka aminao.

Hiezaka aho ny hitondra fanantenana Tompo ô
Hanome ny hasin'ny voninahitrao
Tsy hirehareha ry Yaveh ô, vvnunbtp ampio aho
Fa hidera anao mandrakizay.

Refrain :
Na enjehina aza aho ry Yaveh
Na hosen'ireo tsy tia ahy
Tsy manahy ny fo tsy manahy ny saiko
Tsy ory ny fanahy miaraka aminao.

Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Visites : 197
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Thierry71
Date : 08/08/2026 23:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7057