MANDALO (BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANDALO
Ianao bonyhmg io ve mba nahatsiaro, ireny lasa niarahana
Mba tadidinao koa ve, ilay fotoana nisarahana
Fa tononkira.serasera.org raha tsahivina ny lasa na ny ahy izany na ny ilrg anao
Dia angamba fo maratra no hany sisa mba navelany
Réf :
Fa n’inona n’inona a!
Niainana tety
Dia tsarovy fa…
Mandalo tsy ho doria
À chmzv la fin Fa n’inona n’inona, mandalo tsy ho doria.
Ianao io ve efa nanadino irony ditra izay natao
Mba tadidinao koa ve ireo niarahana nanao
Fa n’iza n’iza velon’aina ka niaina toa antsika
Dia tsy maintsy miafara amin’ny vata(na) mangatsika
BITAKA
(BIka sy TArehin-java-KAnto)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto)Hits : 2729
Likes : 0 Like
Created by : Malalason
Date : 09/10/2007 10:32