EMBONA ANAO (BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto))

https://tononkira.serasera.org/hira/bitaka-bika-sy-tarehin-java-kanto/embona-anao

EMBONA ANAO

Izaho anie, manembonembon-dava
Ilay endrikao tsy maty ao an-tsaiko ao
oh ! oh ! oh ! Ianao

Réf :

Veloma ianao, aza manadino
Oh! Oh! Oh ! Aza manadino
Aza malahelo, fa ny sariko banjino
(Ny sariko) banjino

Ho anao ihany anie ry tiana !
Ho anao ilay efa nofidina !


Ilay endrikao, toa miramiran-tava
Mibanjina ahy an’eritreritrTsiky dia ampyo ao
Oh! Oh! Oh! Ianao

+ Réf :

Na lavitr’aza, ny elanelan-tsika
Ny fitiavako anao tsy mba hangatsiaka
(Ny fitiavako) tsy hangatsika

Ho anao ihany anie ry tiana
Ho anao ilay notiaviko mangina

+ Réf :
Fa ho anao irery anie ry tiana
Ho anao irery aho mandrakizay
oh!oh!oh!, ô!oh!ô! ô!oh!ô! an!an!an!
Embona Anao...
BITAKA
BIka sy TArehin-java-KAnto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto)
Mpamaky : 1623
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jogla
Tamin'ny : 04/10/2007 14:35:36
ID : 4761

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo