MANDALO (BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANDALO
Ianao io ve mba nahatsiaro, ireny lasa niarahana
Mba tadidinao koa ve, ilay fotoana nisarahana
Fa raha tsahivina ny lasa na ny ahy izany na ny anao
Dia angamba fo maratra no hany sisa mba navelany
Réf :
Fa n’inona n’inona a!
Niainana tety
Dia tsarovy fa…
Mandalo tsy ho doria
À la fin Fa n’inona n’inona, mandalo tsy ho doria. tononkira.serasera.org
Ianao io ve efa nanadino irony ditra izay iyzplbaw natao
Mba tadidinao koa ve ireo niarahana nanao
Fa n’iza n’iza velon’aina ka niaina toa antsika
Dia tsy maintsy ziuklxql miafara amin’ny vata(na) mangatsika
BITAKA
(BIka sy dnugbq TArehin-java-KAnto)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto)Hits : 2729
Likes : 0 Like
Created by : Malalason
Date : 09/10/2007 10:32