BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto)

Nampiditra jogla
04/10/2007 14:31
Hiran'i BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto) 6 Jereo eto
Vangy : 1683
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto)

Malalason (09/10/2007 10:21)
Miarahaba antsika rehetra tonga mitsidika!

Fanazavana tsotsotra

Ny fototra nijoron’ny « BITAKA » :

Fikambanan’olon-tsotra liam-pandrosoana, tia mifandray amin’ny manodidina azy, mankahala ny fanavakavahana,
Manaja ny zò amam-pahendrena Malagasy,
Mitandro ny fihavanana, ny fifankatiavana,
Miezaka hanatsara ny ara-tsaina, ny ara-panahy mba ho kanto sy mendrika ary ho fitaratry ny manodidina.
Avy ao anatin’io firaisankina mafy orina io no nipoiran’ny BITAKA (BIka sy TArehin’java-KAnto), izay entina ilazana ihany koa ny fitiavan’izy ireo Mifaly sy Mikorana.

E-mail : bitaka01@yahoo.fr
Tél : 034 01 503 13

Mirary soa indrindra e!

Malalason

Hiran'i BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto) (6)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107