MANDALO (BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANDALO
Ianao io ve mba nahatsiaro, ireny lasa niarahana
Mba tadidinao koa ve, ilay fotoana nisarahana
Fa raha tsahivina ny lasa na ny ahy izany na ny anao
Dia angamba fo maratra no hany sisa mba navelany
Réf : mehecyhm
Fa n’inona n’inona a!
Niainana tety
Dia tsarovy fa…
Mandalo tsy ho doria
À juccp la fin Fa n’inona n’inona, mandalo tsy ho doria.
Ianao io ve efa nanadino irony ditra izay natao
Mba tadidinao koa ve ireo niarahana nanao
Fa n’iza n’iza velon’aina ka niaina toa antsika
Dia tsy maintsy miafara udhdfw amin’ny vata(na) mangatsika
BITAKA
(BIka sy tononkira.serasera.org TArehin-java-KAnto)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITAKA (BIka sy TArehin-java-KAnto)Visites : 2728
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Malalason
Date : 09/10/2007 10:32