SAO ITY (BIDA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aza aiopl mieritreritra ny ampitso
Fa ny anio tsy hay na ho tafita anie
Ny andro, ny fotoana miroso hatrany
erjstduf Zao no hany ataovy, miambena ihany tononkira.serasera.org (2)
2. Mahatokisa ary, aza misalasala
Ny ratsy tsy hanosika, ho amin’ny tsara
Fa Izy no làlana, tsy voasakana
Ao no tena fiainana, feno hasambarana (2)
Fiv: Sao ity no toriteny farany
K’aza avela handalo
Manome hafanana, handresy lavitra
Ny fonao ‘zay tsy mino Azy
Tsy ho toy ny teo aloha, rehefa tia anao Jesoa
Ndao dia ho tonga, mpianany
(Na na na na na!)
3. Raha ho lavinao, ny antsony
Satria maika lava ianao, hitady ny androany
Simban’ny adin-tsaina izay tsy mampandry
Mba ekeo ny ambarany, cwdxgb ho enti-miady (2)
BIDA
--------
Lien:
