TANANA MASINA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tany vaovao, izay miandry ahy sy ianao
Fa izao tontolo izao dia ho rava tononkira.serasera.org sy ho lao
Izay rehetra ananako, xibgwrx vola sy harena koa
Tsisy hianteherako, fa ho levona avokoa
Raha ho avy ny fotoana izay hialako ety
Hanatrehako ny tavan’ilay Mpanmonjy tia
Dia izaho sy ny ankohonako izay nomen’ny Ray
No hitsena am-pifaliana ilay Mpampiakatra
Ireo fianakaviana izay, nandray ny hafatry ny Ray
Izy no handova ilay fiainana mandrakizay
Dia izay mifanasoa n’inon’inona manjo
Sy thvs mifampahery koa @ ireo teny soa.
Fiverenana :
Ry namako o! andao
Fa miandry antsika izao
Ilay Jerosalema vao, tanàna masina
O! Faingana ande ilaozy, izao vzrl tontolo izao
Fa miandry antsika ilay tanàna masina .(X3)
Betty

--------
Rohy: