TANANA MASINA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tany vaovao, izay miandry ahy sy ianao
Fa izao tontolo izao wgmvzlr dia ho rava jzhrzr sy ho lao
Izay rehetra ananako, vola sy harena koa
Tsisy hianteherako, fa ho levona avokoa
Raha ho avy ny fotoana izay hialako ety
Hanatrehako ny tavan’ilay Mpanmonjy tia
Dia izaho sy ny ankohonako izay nomen’ny Ray
No hitsena am-pifaliana ilay Mpampiakatra
Ireo fianakaviana izay, nandray ny hafatry ny Ray
Izy no handova ilay fiainana mandrakizay
Dia izay tononkira.serasera.org mifanasoa n’inon’inona manjo
Sy mifampahery koa @ zgquljju ireo teny soa.
Fiverenana :
Ry namako o! andao
Fa miandry antsika izao
Ilay Jerosalema vao, tanàna masina
O! Faingana ande ilaozy, izao tontolo izao
Fa miandry antsika ilay tanàna masina .(X3)
Betty

--------
Link: