HANDRESY AHO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handresy aho (X3)
Satria Jesoa miady ho ahy
Tsy oerc hatahotra aho (X3)
Satria Jesoa mialoha ahy
E mino vman sy matoky aho
Tsy hangovitra aho
Satria Jesoa miazona ahy
Na mafy aza ny fitsapana
Tsy ho axcwiqbu kivy aho satria Jesoa anatiko
Hifaly sy hiravo aho
Fa lehibe ny soa nataony tamiko
Ny dera tononkira.serasera.org sy laza atolotro
Ho anao Jesoa Mpamonjiko.
Fiverenana :
Izao tontolo izao anie Jesoa
Dia hafoiko noho ianao.
Ny androm-piainako rehetra
Dia hatolotro anao Jesoa.
Satria Jesoa miady ho ahy
Tsy oerc hatahotra aho (X3)
Satria Jesoa mialoha ahy
E mino vman sy matoky aho
Tsy hangovitra aho
Satria Jesoa miazona ahy
Na mafy aza ny fitsapana
Tsy ho axcwiqbu kivy aho satria Jesoa anatiko
Hifaly sy hiravo aho
Fa lehibe ny soa nataony tamiko
Ny dera tononkira.serasera.org sy laza atolotro
Ho anao Jesoa Mpamonjiko.
Fiverenana :
Izao tontolo izao anie Jesoa
Dia hafoiko noho ianao.
Ny androm-piainako rehetra
Dia hatolotro anao Jesoa.
--------
Lien:
