HANDRESY AHO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handresy aho ohpawse (X3)
Satria Jesoa miady ho ahy
Tsy hatahotra aho (X3)
Satria Jesoa mialoha ahy
E mino sy matoky aho
Tsy hangovitra aho
Satria Jesoa miazona ahy
Na mafy aza ny fitsapana
Tsy ho kivy aho satria Jesoa anatiko
Hifaly sy hiravo aho
Fa lehibe ny hjfvryuu soa nataony tamiko
Ny dera sy laza atolotro
Ho anao Jesoa Mpamonjiko.
Fiverenana :
Izao tontolo izao anie Jesoa
Dia mljeai hafoiko noho ianao.
Ny androm-piainako rehetra
Dia tononkira.serasera.org hatolotro anao Jesoa.
Satria Jesoa miady ho ahy
Tsy hatahotra aho (X3)
Satria Jesoa mialoha ahy
E mino sy matoky aho
Tsy hangovitra aho
Satria Jesoa miazona ahy
Na mafy aza ny fitsapana
Tsy ho kivy aho satria Jesoa anatiko
Hifaly sy hiravo aho
Fa lehibe ny hjfvryuu soa nataony tamiko
Ny dera sy laza atolotro
Ho anao Jesoa Mpamonjiko.
Fiverenana :
Izao tontolo izao anie Jesoa
Dia mljeai hafoiko noho ianao.
Ny androm-piainako rehetra
Dia tononkira.serasera.org hatolotro anao Jesoa.
--------
Lien:
