Ny mifankatia (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Izay rehetra antenaina ho fiononam-po
Dia hanjary rava maina
Sy afoy avokoa
Fa fandalovana eto an-tany tsy mba hoe doria
Setrin’izany ny mifankatia
Tsy misy fanahy azo inoana
Afa-tsy Jeso be fitia
Eny satria izy taty
Nahita iffi ireo tsy rariny
Hatramin’ny hoe kibo noana
Efa nanjo azy tety
fa noreseny ny tany hitondra soa
Fa saingy izao tononkira.serasera.org koa no tsarovy
Hivaly aminao ny ataonao
Tsy iray na roa no anaovan-tsoa
Dia efa iandrasam-baliny
Ny fonao madio no arovy
Ndrao fakam-panahy no wkzsh mankao
Hoe cbrendxr izay sakaizako ihany no tiako koa
Tonony sy feony: Bessa
Mpihira: Bessa - Bodo
Izay rehetra antenaina ho fiononam-po
Dia hanjary rava maina
Sy afoy avokoa
Fa fandalovana eto an-tany tsy mba hoe doria
Setrin’izany ny mifankatia
Tsy misy fanahy azo inoana
Afa-tsy Jeso be fitia
Eny satria izy taty
Nahita iffi ireo tsy rariny
Hatramin’ny hoe kibo noana
Efa nanjo azy tety
fa noreseny ny tany hitondra soa
Fa saingy izao tononkira.serasera.org koa no tsarovy
Hivaly aminao ny ataonao
Tsy iray na roa no anaovan-tsoa
Dia efa iandrasam-baliny
Ny fonao madio no arovy
Ndrao fakam-panahy no wkzsh mankao
Hoe cbrendxr izay sakaizako ihany no tiako koa
Tonony sy feony: Bessa
Mpihira: Bessa - Bodo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 26000
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rasoloniaina Jn B.
Daty : 07/04/2003 12:39
