Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny mifankatia (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Izay rehetra tononkira.serasera.org antenaina ho fiononam-po
Dia hanjary rava maina
Sy afoy avokoa
Fa fandalovana eto an-tany tsy mba hoe doria
Setrin’izany ny mifankatia
Tsy misy fanahy azo inoana
Afa-tsy Jeso be fitia
Eny satria izy taty
Nahita ireo tsy rariny
Hatramin’ny hoe kibo noana
Efa nanjo azy tety
fa noreseny ny tany hitondra soa
Fa saingy izao koa no tsarovy
Hivaly aminao wjael ny ataonao
Tsy iray na roa oera no anaovan-tsoa
Dia efa iandrasam-baliny
Ny fonao madio no arovy
Ndrao fakam-panahy no mankao
Hoe izay sakaizako ihany no tiako thnfkma koa
Tonony sy feony: Bessa
Mpihira: Bessa - Bodo
Izay rehetra tononkira.serasera.org antenaina ho fiononam-po
Dia hanjary rava maina
Sy afoy avokoa
Fa fandalovana eto an-tany tsy mba hoe doria
Setrin’izany ny mifankatia
Tsy misy fanahy azo inoana
Afa-tsy Jeso be fitia
Eny satria izy taty
Nahita ireo tsy rariny
Hatramin’ny hoe kibo noana
Efa nanjo azy tety
fa noreseny ny tany hitondra soa
Fa saingy izao koa no tsarovy
Hivaly aminao wjael ny ataonao
Tsy iray na roa oera no anaovan-tsoa
Dia efa iandrasam-baliny
Ny fonao madio no arovy
Ndrao fakam-panahy no mankao
Hoe izay sakaizako ihany no tiako thnfkma koa
Tonony sy feony: Bessa
Mpihira: Bessa - Bodo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BessaHits : 26432
Likes : 1 Like
Created by : Rasoloniaina Jn B.
Date : 07/04/2003 12:39
