Indraindray (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray tsapanao
Ao anatinao ao
Hery mampientana ymufj tsy hay
Mihira ny fo ravo kanefa moa
Latsa-tomany koa indraindray
Sendrasendra ireny indraindray
Toa fanahy miteny indraindray
Miboiboika avy ao
Kalo tononkira.serasera.org ela drlixcg sy vao
Feo mahazendana indraindray
Tadidio anefa f’izay
Akom-peo miantefa izay
No lasa tsy nahy
Rotsirotsim-panahy
Ako maharitra Doria onfeeg .
Ao anatinao ao
Hery mampientana ymufj tsy hay
Mihira ny fo ravo kanefa moa
Latsa-tomany koa indraindray
Sendrasendra ireny indraindray
Toa fanahy miteny indraindray
Miboiboika avy ao
Kalo tononkira.serasera.org ela drlixcg sy vao
Feo mahazendana indraindray
Tadidio anefa f’izay
Akom-peo miantefa izay
No lasa tsy nahy
Rotsirotsim-panahy
Ako maharitra Doria onfeeg .
--------
Lien:
