Hafa ihany i Mama (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andry ianteherako ny dadako
Tokim-pahanterako ny zanako
Samy tiako sy lalaiko fatratra
Ary samy iriko mba ho sambatra
Sanatria tsy hadinoko ny vadiko
Sy ireo iray tampo zoky sy zandriko
Hafa ihany i Mama
Neny, mamako
Ny iray tampo kiady
Azo sglap iankinan-doha ny vady
Loharanon- drehareha ny zanaka
Ka tsy ahatsiarovan-tena lanaka
Naha-olona i Dada
Nefa izao no mahagaga
Hafa cevqmin ihany i mama
Neny, mamako
Tsy ho voatanisako izay antony
Tokony hiderako ny hakantony
Fa ny ahy ny tena azoko tononkira.serasera.org antoka
Dia ilay fahatsiarovako azy tampoka
Fa raha sendra taitra aho ny eo am-bavako
Tsy mba olon-kafa fa ny mamako
Hafa ekqe ihany i mama
Neny, mamako
Ny iray tampo kiady
Azo iankinan-doha ny vady
Loharanon- drehareha ny zanaka
Ka tsy ahatsiarovan-tena lanaka
Naha-olona i Dada
Nefa izao no mahagaga
Hafa ihany i mama
Neny, mamako
(hatramin’ny farany)
Tokim-pahanterako ny zanako
Samy tiako sy lalaiko fatratra
Ary samy iriko mba ho sambatra
Sanatria tsy hadinoko ny vadiko
Sy ireo iray tampo zoky sy zandriko
Hafa ihany i Mama
Neny, mamako
Ny iray tampo kiady
Azo sglap iankinan-doha ny vady
Loharanon- drehareha ny zanaka
Ka tsy ahatsiarovan-tena lanaka
Naha-olona i Dada
Nefa izao no mahagaga
Hafa cevqmin ihany i mama
Neny, mamako
Tsy ho voatanisako izay antony
Tokony hiderako ny hakantony
Fa ny ahy ny tena azoko tononkira.serasera.org antoka
Dia ilay fahatsiarovako azy tampoka
Fa raha sendra taitra aho ny eo am-bavako
Tsy mba olon-kafa fa ny mamako
Hafa ekqe ihany i mama
Neny, mamako
Ny iray tampo kiady
Azo iankinan-doha ny vady
Loharanon- drehareha ny zanaka
Ka tsy ahatsiarovan-tena lanaka
Naha-olona i Dada
Nefa izao no mahagaga
Hafa ihany i mama
Neny, mamako
(hatramin’ny farany)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 24331
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Irina
Daty : 18/04/2004 03:28
