Ny mifankatia (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Izay rehetra antenaina ho fiononam-po
Dia hanjary tononkira.serasera.org rava maina
Sy afoy avokoa
Fa fandalovana eto an-tany tsy mba hoe doria
Setrin’izany ny mifankatia
Tsy misy fanahy xefzkmj azo inoana
Afa-tsy Jeso be fitia
Eny satria izy taty
Nahita ireo tsy rariny
Hatramin’ny hoe kibo nwzsliju noana
Efa nanjo azy tety
fa noreseny ny tany hitondra soa
Fa saingy izao koa no tsarovy
Hivaly aminao ny ataonao
Tsy iray na roa no anaovan-tsoa
Dia efa iandrasam-baliny
Ny fonao madio no arovy
Ndrao fakam-panahy no mankao
Hoe izay sakaizako ihany no wjlbrjvg tiako koa
Tonony sy feony: Bessa
Mpihira: Bessa - Bodo
Izay rehetra antenaina ho fiononam-po
Dia hanjary tononkira.serasera.org rava maina
Sy afoy avokoa
Fa fandalovana eto an-tany tsy mba hoe doria
Setrin’izany ny mifankatia
Tsy misy fanahy xefzkmj azo inoana
Afa-tsy Jeso be fitia
Eny satria izy taty
Nahita ireo tsy rariny
Hatramin’ny hoe kibo nwzsliju noana
Efa nanjo azy tety
fa noreseny ny tany hitondra soa
Fa saingy izao koa no tsarovy
Hivaly aminao ny ataonao
Tsy iray na roa no anaovan-tsoa
Dia efa iandrasam-baliny
Ny fonao madio no arovy
Ndrao fakam-panahy no mankao
Hoe izay sakaizako ihany no wjlbrjvg tiako koa
Tonony sy feony: Bessa
Mpihira: Bessa - Bodo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BessaVisites : 25999
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rasoloniaina Jn B.
Date : 07/04/2003 12:39
