Ianao no tiako (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no tiako, ianao cgaggfry no tiako,
Ianao no efa nofidiko,
Ianao no tokana ifaliako.

Ianao no mamiko, eny laniko,
No sady ilaiko
Sy andrandraiko.

Ilay lalantsika nifanena,
Tanteraka ho tononkira.serasera.org fifanekena
Eo anatrehan'Izy Ray,
Hitambatra ho mandrakizay.

Jesoa, Ianao Irery,
Ianao no Tompo manan-kery,
Ka ankinina Aminao
Ny xnbj fiainanay leicxf hatramin'izao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 3971
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/03/2015 15:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299